|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mikopoka (kopoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny tena: Voasambotry ny kary ilay akoho ka tsy nikopoka akory [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|