|
|
|
|
Teny iditra
miloatra
(
loatra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mivoaka betsaka avy ao anaty zavatra toa lalina aty:
Izany no vetsovetso miloatra avy ao anatin' ny fonay
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miloatra
Ny lasa :
niloatra
Ny hoavy :
hiloatra
Filaza mandidy :
miloara
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20