|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | milona (lona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1] | |||||||||
| To be soaked, to be steeped [1.7] | |||||||||
| être trempé, mis à tremper [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|