|
|
|
|
Teny iditra
miohaka
(
ohaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miendaka, miala, mihintsana:
Miohaka ny lalotra ka tokony hovonjena haingana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
miohaka
Ny lasa :
niohaka
Ny hoavy :
hiohaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05