|
|
|
|
Teny iditra
mipakapaka
(
pakapaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandeha amim-pihadrohadroana noho ny tena lava marotsaka
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mipakapaka
Ny lasa :
nipakapaka
Ny hoavy :
hipakapaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05