|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mipelipelika (pelipelika (pelika)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy [1.1] | |||||||||
| To struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [1.2] | |||||||||
| To wag [1.7] | |||||||||
| S'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [1.3] | |||||||||
| S'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay.
[2.471] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mipelika | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|