|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mirary (rary) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||||
| Vita rary: Rindra mirary ny tsihy Voamboatra, voavitrana: Efa mirary izao ny fihavananay Mora, tsy lafo: Mirary ny vidin-javatra ato amin' ity mpivarotra ity [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mirary (rary) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Sihanaka] Mangataka [1.78] | |||||||||
| Mangataka faherezana na fandresena ho an' ny mpiady amin' ny alalan' ny hira, vavaka Maniry soa ka mangataka izany amin' ny alalan' ny vavaka ho an' ny olona iray: Mirary soa ho anao aho amin' izao fiandohan' ny taona izao. [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mirary | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Taisaka] mandrara, misakana [1.78] | |||||||||
| Teny iditra | mirary | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] mamangy [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |
|