|
|
|
|
Teny iditra
mi
re
baka
(
rebaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Miraratra, miedinedina amin' ny akanjo mikobankobana sy mirefarefa
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mi
re
baka
Ny lasa :
ni
re
baka
Ny hoavy :
hi
re
baka
Filaza mandidy :
mire
ba
ha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20