|
|
|
|
Teny iditra
mironaka
(
ronaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Tia fatratra, matim-pitia:
Efa ela no fantatro ho nironaka tamin' iny zazalahy iny ny zanakao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mironaka
Ny lasa :
nironaka
Ny hoavy :
hironaka
Filaza mandidy :
mironaha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05