|
|
|
|
Teny iditra
mironjina
(
ronjina
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mianjera any anoloana toa misy manosika
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mironjina
Ny lasa :
nironjina
Ny hoavy :
hironjina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05