|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misafosafo (safosafo (safo)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1] | |||||||||
| To caress, to stroke or pat affectionately [1.7] | |||||||||
| Caresser avec la main, passer la main dessus [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|