|
|
|
|
Teny iditra
misafotaka
(
safotaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Misy loto mifotetaka:
Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin' ny zazakely misafotaka rehefa avy mihinana tavinkena
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misafotaka
Ny lasa :
nisafotaka
Ny hoavy :
hisafotaka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05