|
|
|
|
Teny iditra
misaiky
(
saiky
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Manolo olona na zavatra:
Rakoto no nisaiky anao tamin' ny ianao tsy tonga
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misaiky
Ny lasa :
nisaiky
Ny hoavy :
hisaiky
Filaza mandidy :
misaike
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20