|
|
|
|
Teny iditra
misanda
(
san
da
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Enti-milaza izay zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misanda
Ny lasa :
nisanda
Ny hoavy :
hisanda
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20