|
|
|
|
Teny iditra
misivana
(
si
vana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandalo amin' ny sivana:
Efa nisivana ve ity lafarinina ity?
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
misivana
Ny lasa :
nisivana
Ny hoavy :
hisivana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20