|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misodika (sodika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia: Misodika rofia Manala ny fako kely madinika alohan' ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin' ity ronono ity Mijerijery taratra alohan' ny hangalarana Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy [1.1] | |||||||||
| Séparer les fibres du rofia, écumer, écrémer, trier [1.3] | |||||||||
| Séparer les fibres, défibrer [1.196] | |||||||||
| Ohatra | Ny herotra misodika amin' ny ronono, angonina ary kapohina, dia manome ny dibera.
[2.332] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | misodika (sodika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona) [1.1] | |||||||||
| Rôder, voltiger tout autour [1.3] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30 |
|