|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misolotika (solotika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka: Esory iny akanjonao iny fa efa misolotika aoka izany [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|