|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | misondrotra (sondrotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izanysondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao ~ Nisondrotra ny rano tamin' ny fahavaratra farany tao Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin' ny habakabaka ilay sarim-papango ~ Nisondrotra teny ambonin' ny tafontrano ny lelafo Miakatra voninahitra, lasa ambony: Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto ~ Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao [1.1] | |||||||||
| Miakatra, mitombo [1.13] | |||||||||
| S'élever; augmenter [1.13] | |||||||||
| Former ses épis pour les céréales [1.196] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|