|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitahiry (tahiry) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [1.1] | |||||||||
| To keep, to take care of, to guard [1.7] | |||||||||
| Conserver, garder [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06 |
|