|
|
|
|
Teny iditra
mitaho
(
ta
ho
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mizara na mitantana toaka, manovo sy mizara ho an' ny olona
[
1.1
]
[
Tambahoaka
] Mizara zava-pisotro
[
1.78
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitaho
Ny lasa :
nitaho
Ny hoavy :
hitaho
Filaza mandidy :
mitahoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20