|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitarozaka (tarozaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany [1.1] | |||||||
| To hang down, to hangout [1.2] | |||||||
| être long, fluet et pendant, pendiller être redit sans cesse, durer longtemps [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tsipelina hafa | mitarozika | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|