|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mitehina (tehina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1] | |||||||||
| To walk with a cane, to lean on something or someone when walking [1.7] | |||||||||
| S'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |
|