|
|
|
|
Teny iditra
mitsetra
(
tsetra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Malahelo, mangoraka:
Mitsetra ny zaza kamboty izy
Mitaraina, mitoloko:
Mitsetra manjofotry ny andro izy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsetra
Ny lasa :
nitsetra
Ny hoavy :
hitsetra
Filaza mandidy :
mitsera
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05