|
|
|
|
Teny iditra
mitsilany
(
tsilany
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mandry ka ny lamosina no atao ambany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mitsilany
Ny lasa :
nitsilany
Ny hoavy :
hitsilany
Filaza mandidy :
mitsilanesa
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11