|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mivady (vady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Tambahoaka] milely [1.78] | |||||||||
| Miray Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1] | |||||||||
| Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3] | |||||||||
| S'accoupler, se marier [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mivady (vady) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1] | |||||||||
| Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2019/09/16 |
|