|
|
|
|
Teny iditra
mi
va
ingana
(
vain
gana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mivongana ho bontolo makadiry be
Misongadina:
Hita mivaingana izao ny hadisoany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mivaingana
Ny lasa :
nivaingana
Ny hoavy :
hivaingana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20