|
|
|
|
Teny iditra
mivandraka
(
vandraka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mijery amin' ny maso midiridiry sady misokatra be
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mivandraka
Ny lasa :
nivandraka
Ny hoavy :
hivandraka
Filaza mandidy :
mivandràha
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05