|
|
|
|
Teny iditra
mivangongo
(
vangongo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mitangorona miavoavo amin' ny toerana iray:
Jereo ireto tantely mivangongo manodidina ny mpanjakany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mivangongo
Ny lasa :
nivangongo
Ny hoavy :
hivangongo
Filaza mandidy :
mivangongoa
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05