|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mivindina (vindina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mivonto, mibontana (vokatry ny kapoka na voadonan-javatra na nokaikerim-biby): Nivindina ny molony nokaikerin' ny tantely [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|