|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | mivokoka (vokoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mivolantsinana, milantsika: Tsy azo anaovana lohatrano ity hazo ity fa mivokoka loatra Miondrika, miletsy, manjoko: Nampatahelo erỳ ny nijery azy nivokoka azon' ny entana nentiny [1.1] | |||||||
| être courbé, recourbé, arqué, voûté: Mivokoka loatra ity hazo ity ka tsy azo anaovana lohatrano (Ce bois est trop courbé et l'on ne peut pas en faire un chevron) Se courber sous un fardeau: Mivokoka izy azon' ny entana (Il est courbé sous le poids du fardeau) [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|