|
|
|
|
Teny iditra
mizionjiona
(
zionjiona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny mpanao
Mivily, tsy mandeha mahitsy fa mivily lalana, mivembena:
Mizionjiona ohatra ny mamo
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
mizionjiona
Ny lasa :
nizionjiona
Ny hoavy :
hizionjiona
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05