|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | montotra | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mandondona, avo kely noho ny manodidina Miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany Manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy [1.1] | |||||||
| Saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation Fâché, gonflé de colère [1.3] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Tsipelina hafa | montitra [1.3#570] | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|