|
|
|
|
Teny iditra
mpan
di
dy
(
di
dy
)
Sokajin-teny
anarana
[
1.1
]
Celui qui coupe, découpe, commande, le testateur
[
1.3
]
Ohatra
1
Ilay
mpandidy
no mitarika ny hevitra hierana ny amin' izay mety hatao.
[
2.285
]
2
Rahefa lasa ny Dokotera
mpandidy
, mbola nijanona ny Mpamorom-panafody mba hanohizany ny fitsaboana an-dRainimanonja.
[
2.270
]
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/26