|
|
|
|
Teny iditra
mpikambana
(
kam
bana
)
Sokajin-teny
anarana
Anisan' ny antoko na fiombonana iray:
Mpikambana amin' ny Fikambanan' ny Poety sy Mpanoratra malagasy izy
[
1.1
]
Associé, actionnaire
[
1.13
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20