|
|
|
|
Teny iditra
mpi
za
ra
(
za
ra
)
Sokajin-teny
anarana
Celui qui divise, le diviseur
[
1.3
]
Ohatra
1
Raha izy irery dia tsy ho
mpizara
mitovy na oviana na oviana.
[
1.369
]
2
Rehefa mandalo ny
mpizara
taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha.
[
2.499
]
3
Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny
mpizara
azy.
[
2.606
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08