|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | nenina | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny Fibebahana amin' ny hadisoana natao Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1] | |||||
| Regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. [1.2] | |||||
| Regret [1.7] | |||||
| Regret, remords [1.8] | |||||
| Voambolana | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|