|
|
|
|
Teny iditra
ngenongenona
Sokajin-teny
anarana
Menomenona, teny an' orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po
[
1.1
]
Same as
menomenona
[
1.2
]
Sampanteny
fingenongenona
,
fingenongenonana
,
ingenongenonana
,
mahangenongenona
,
mingenongenona
,
mpingenongenona
,
ngenongenonina
,
tafangenongenona
Nohavaozina tamin' ny 2012/03/04