|
|
|
|
Teny iditra
nitinitika
(
nitika
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Maimay hanao zavatra na handeha; dodona sy jefijefy,
[
1.1
]
Sampanteny
finitinitihana
,
initinitihana
,
minitinitika
,
nitinitihina
Tovy hevitra
nitika
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05