|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | ory hava-manana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | ory, havana, manana | |
| Malahelo raha mahita havana manana na nambinina; enti-milaza koa ireo tsy mba tia ny hafa hisondrotra, na dia havana aza [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |
|