|
|
|
|
Teny iditra
penimpenina
Sokajin-teny
anarana
Fivezivezena etsỳ sy erỳ mitady zavatra, na taitra ka tsy mahita izay horaisina na handosirana.
[
1.1
]
Same as
pempena
[
1.2
]
Sampanteny
apenimpenina
,
fipenimpenenana
,
fipenimpenina
,
ipenimpenenana
,
mahapenimpenina
,
mipenimpenina
,
mpipenimpenina
,
tafapenimpenina
Nohavaozina tamin' ny 2012/03/04