|
|
|
|
Teny iditra
pepipepy
Sokajin-teny
anarana
Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha.
Mitovy hevitra:
papapapa
~
pempena
[
1.1
]
Same as
pempena
[
1.2
]
Sampanteny
apepipepy
,
mipepipepy
Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04