|
|
|
|
Teny iditra
radoina
(
ra
do
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ampanaovina rado, haingòina amin' ny rado:
Noradoina i Soa kely ka aoka izany ny hatsarany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
radoina
, radoiko, radoinao, radoiny, radointsika, radoinay, radoinareo, radoin', radoin-, radoim-, radoi-
Ny lasa :
noradoina, noradoiko, noradoinao, noradoiny, noradointsika, noradoinay, noradoinareo, noradoin', noradoin-, noradoim-, noradoi-
Ny hoavy :
horadoina, horadoiko, horadoinao, horadoiny, horadointsika, horadoinay, horadoinareo, horadoin', horadoin-, horadoim-, horadoi-
Filaza mandidy :
radoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20