|
|
|
|
Teny iditra
ranirany
Sokajin-teny
Tsy lazaina
Toetran' ny zavatra lava sady matsilotsilo ny lohany, na toetran' ny taolana mitrikitriky eny amin' ny tava na tratra
[
1.1
]
Comp
ranitra
[
1.2
]
Sampanteny
aranirany
,
firanirany
,
miranirany
,
tafaranirany
Nohavaozina tamin' ny 2013/06/06