|
|
|
|
Teny iditra
ra
ra
fana
(
ra
raka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny:
Rarafana ranovoahasina ny mpiangona
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
rarafana
, rarafako, rarafanao, rarafany, rarafantsika, rarafanay, rarafanareo, rarafan', rarafan-, rarafam-, rarafa-
Ny lasa :
norarafana, norarafako, norarafanao, norarafany, norarafantsika, norarafanay, norarafanareo, norarafan', norarafan-, norarafam-, norarafa-
Ny hoavy :
horarafana, horarafako, horarafanao, horarafany, horarafantsika, horarafanay, horarafanareo, horarafan', horarafan-, horarafam-, horarafa-
Filaza mandidy :
ra
ra
fo
Tsipelina hafa
ra
ra
hana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20