|
|
|
|
Teny iditra
reni
be
Sokajin-teny
anarana
Singan-teny
reny
,
be
Reny niteraka ny ray na reny niteraka ny tena: "Baba" no fiantsoan' ny ankizy (zafikely) azy
[
1.1
]
Grand-mère
[
1.54
]
Voambolana
Ohatra
1
Kanefa, nahita raibe sy
renibe
be fitiavana izy, tahaka anao.
[
2.270
]
2
Ka inona no hevitra fa handroso maty raibe, hijanona maty
renibe
?
[
2.587
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12