|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | revo | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy [1.1] | |||||
| Stuck in the mud; completely engrossed [1.7] | |||||
| Embourbé; plongé dans une occupation [1.8] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |
|