|
|
|
|
Teny iditra
rezareza
(
reza
)
Sokajin-teny
anarana
Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra
[
1.1
]
Sampanteny
andrezarezana
,
arezareza
,
fandrezareza
,
fandrezarezana
,
firezareza
,
firezarezana
,
irezarezana
,
maharezareza
,
mandrezareza
,
mirezareza
,
mpandrezareza
,
mpirezareza
,
rezarezaina
,
tafarezareza
Tovy hevitra
reza
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20