|
|
|
|
Teny iditra
ronto >
rontona
Sokajin-teny
anarana
Hafainganana, hazakazaka dodona.
[
1.1
]
Sampanteny
androntonana
,
fandrontona
,
fandrontonana
,
firontona
,
firontonana
,
irontonana
,
maharontona
,
mandrontona
,
mirontona
,
mpandrontona
,
mpirontona
,
rontondrontona