|
|
|
|
Teny iditra
rorona
Sokajin-teny
anarana
Fietrena, fidinana amin' ny fahambaniana, fitambotsorana mahamenatra sy mahafa-baraka
[
1.1
]
Sampanteny
androronana
,
arorona
,
fandrorona
,
fandroronana
,
maharorona
,
mandrorona
,
mpandrorona
,
rorondrorona
,
tafarorona
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23