|
|
|
|
Teny iditra
rotoroto
Sokajin-teny
anarana
Fanaovana (zavatra) haingana; fahamaikana sy fandeha mihazakazaka, hadodonana izaitsizy
[
1.1
]
Sampanteny
androtorotoana
,
arotoroto
,
fandrotoroto
,
fandrotorotoana
,
firotoroto
,
firotorotoana
,
irotorotoana
,
maharotoroto
,
mandrotoroto
,
mirotoroto
,
mpandrotoroto
,
mpirotoroto
,
rotorotoina
,
tafarotoroto
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23